|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 loko
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Sora-javatra: Vony sy maitso tanora ny lokon' ny tranony.
4Ranona vovoka noharoina ka mahatonga volon-javatra sy sorany araka ny karazany: Ampifangaroy ireto loko roa ireto fa ho tsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5paint; color.
6rouge and lipstick. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7peinture, couleur. [1.3, 1.8, 1.13]
8rouge à lèvres. [1.8]
9(1) (toute l'île) (du malais : lukis sanscrit : lush .
10arabe : luq).
11Nom général des matières colorantes utilisées en teinturerie.
12La plupart d'entre elles étaient d'origine végétale avant l'importation des teintures chimiques.
13Leur emploi est à peu près complètement tombé en désuétude de nos jours..
14Nom donné aux cires, résines, latex et autres secrétions végétales, surtout lorsqu'elles sont colorées ou deviennent colorées en s'oxydant au contact de l'air.. [Sakalava, Mahafaly, Taimoro] [1.196]
Ohatra  15 Raha loko mainty re no atao hoe? [1.223]
16 Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245]
17 Taratry ny vodilanitra sisa loko amin'ny rano. [1.225]
18 ary izy no nahazoan'ny Foinikiana ny loko volomparasy. [1.38]
19 Notarafin' ny masoandro ndeha hody ireny ka niravaka loko maha-te-hijery. [2.499]
Haiendriteny 
20 Tsotra :
21 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Zanakanarana 
Kamban-teny rehetra  133Fikambanana 13 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  134 volo/colors/couleurs

Teny iditra (2/4)135 loko
Sokajin-teny  136 anarana
Fanazavàna teny malagasy  137savoka. [Taisaka] [1.78]
138dity. [Bezanozano] [1.78]
139Dity anakambanana zavatra mba hiraiketany mafy: Ny taratasim-panjakana matetika dia voadity amin' ny loko afo.. [1.1]
140bontily, savoka. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  141sealing wax; glue. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  142cire à cacheter; colle. [1.8]
143cire d'abeille. [1.13]
Mpanahaka  144 bontily, 145 savoka

Teny iditra (3/4)146 loko
Sokajin-teny  147 anarana
Fanazavàna teny malagasy  148nonon'omby vavy. [Sihanaka] [1.78]
Voambolana  149 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (4/4)150 lôko
Sokajin-teny  151 anarana
Fanazavàna teny frantsay  152poisson. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Voambolana  153 Haibiby: trondro

Fivaditsoratra  154 kolo, 155 lôko, loko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02