|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mazaza |
| Fototeny | 2zaza |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maitso manopy mavo toy ny tain-jaza.
5Malazo ary efa simba: Efa mazaza ireto anana ireto ka tokony hariana. 6Enti-milaza fitafiana lena tsy nahahy ka niova volo. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7D’un jaune sale, comme les taches des langes d’un enfant.
[1.3#871] |
| Renianarana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|