|
|
|
|

Teny iditra1 mena mangatrakatraka
Singan-teny  2mena, 3mangatrakatraka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 Voaloko mena ny ampingan'ny mpiadiny, miakanjo mena mangatrakatraka ny miaramilany: [2.996]
6 Toa mpanjaka kely fahiny no fitazan' i Bina azy amin' izato akanjony sily mena mangatrakatraka. [2.499]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28