|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mangoraka |
| Fototeny | 2horaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
4Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao.
[1.263]
6 Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11mangorakoraka |
| Mpanahaka | 12 antra, 13 malahelo, 14 mananatsepo, 15 mangorapo, 16 mitsepo, 17 mitsetra, 18 ngoaina, 19 onena, 20 ongena |
| Teny iditra (2/2) | 21 mangorà ka |
| Fototeny | 22hor |
| Sokajin-teny | 23 mpamaritra |
| Fanazavà na teny malagasy |
24Mena mivaivay, mangatrakatraka.
[1.1] |
| Renianarana |
|
| Kamban-teny rehetra | 123mena mangorà ka |
| Fivaditsoratra | 124 mangaroka, 125 mangoraka, mangorà ka, 126 mokaranga, 127 ramangoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|