|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 horaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3tanimbary.
[Tambahoaka, Bezanozano]
[1.78] 4Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy). [1.1] 5tany tsy afa-drano azo volena. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a ricefield.
[Provincial]
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7rizières, terrains marécageux, humides.
[1.3] 8a rizière. [Provincial] [1.8] 9marécage, marais; sol hydromorphe. [1.13] 10Rizières sommairement aménagées. 11Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais.. [Betsimisaraka, Taisaka] [1.196] |
| Ohatra |
12 Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any.
[2.324]
|
| Voambolana | 13 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 14 heniheny, 15 honahona, 16 zetra |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 18 horaka |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka.
21Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22the cries of a crowd.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion.
24coassement des grenouilles. [1.3] 25les cris d'une foule. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 34 Feo |
| Tovy hevitra | 35horakoraka |
| Teny iditra (3/5) | 36 horaka |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
38Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly.
[1.1] |
| Ohatra |
39 Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy
[2.996]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 44horakoraka |
| Teny iditra (4/5) | 45 horàka |
| Sokajin-teny | 46 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
47mena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
48écarlate, vermillion.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Renianarana |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
149 Ny Loko |
| Teny iditra (5/5) | 150 horaka |
| Sokajin-teny | 151 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
152zohy, lavabato.
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 153 Akhora, 154 haroka, 155 horàka, horaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|