|
|
|
|

Teny iditra1 mandoko
Fototeny  2loko
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra.
5Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto.
6Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to paint, to color; to glue. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8peindre, colorer; coller. [1.8]
Ohatra  9 Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra. [2.314#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 komando, 15 mandoko

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12