|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fotsy bobo |
| Singan-teny | 2fotsy, 3bobo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza olona manana volon-koditra fotsy hafahafa vokatry ny toe-javatra manokana, dia ny tsy fisian' ilay zavatra mpandoko ny hoditra sy ny volo raha miforona ao an-kibon-dreniny ny zaza.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6an off-white color, as the skin bleached by disease.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7blanc anormal, comme les albinos.
[1.8] |
| Renianarana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|