|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lokoana |
| Fototeny | 2loko |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana loko: Nolokoany mena dorehitra ny tranony.
5Asiana dity hipetaka: Lokoy tsara ny valopy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be painted or colored.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on peint, qu'on colorie.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|