|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 loko |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Sora-javatra: Vony sy maitso tanora ny lokon' ny tranony
4 Ranona vovoka noharoina ka mahatonga volon-javatra sy sorany araka ny karazany: Ampifangaroy ireto loko roa ireto fa ho tsara [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 paint; color
6 rouge and lipstick [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 peinture, couleur
[1.3, 1.8, 1.13] 8 rouge à lèvres [1.8] 9 (1) (toute l'île) (du malais : lukis sanscrit : lush . arabe : luq). Nom général des matières colorantes utilisées en teinturerie. La plupart d'entre elles étaient d'origine végétale avant l'importation des teintures chimiques. Leur emploi est à peu près complètement tombé en désuétude de nos jours. 10 [Sakalava+Mahafaly+Taimoro] Nom donné aux cires, résines, latex et autres secrétions végétales, surtout lorsqu'elles sont colorées ou deviennent colorées en s'oxydant au contact de l'air. [1.196] |
| Ohatra |
11 Raha loko mainty re no atao hoe?
[1.223]
12 Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245] 13 Taratry ny vodilanitra sisa loko amin'ny rano. [1.225] 14 ary izy no nahazoan'ny Foinikiana ny loko volomparasy. [1.38] 15 Notarafin' ny masoandro ndeha hody ireny ka niravaka loko maha-te-hijery. [2.499] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 130 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
131 volo/colors/couleurs |
| Teny iditra (2/4) | 132 loko |
| Sokajin-teny | 133 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
134 [Antesaka] savoka
[1.78] 135 [Bezanozano] dity [1.78] 136 Dity anakambanana zavatra mba hiraiketany mafy: Ny taratasim-panjakana matetika dia voadity amin' ny loko afo. [1.1] 137 bontily, savoka [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
138 sealing wax; glue
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
139 cire à cacheter; colle
[1.8] 140 cire d'abeille [1.13] |
| Mpanahaka | 141 bontily, 142 savoka |
| Teny iditra (3/4) | 143 loko |
| Sokajin-teny | 144 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
145 [Sihanaka] nonon'omby vavy
[1.78] |
| Voambolana | 146 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (4/4) | 147 lôko |
| Sokajin-teny | 148 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
149 [Sakalava-Mayotte] poisson
[1.405] |
| Voambolana | 150 Haibiby: trondro |
| Fivaditsoratra | 151 kolo, lôko, loko |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|