|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 zohy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a cave, a cavern. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5cave, tunnel, souterrain. [1.3]
6caverne, grotte. [1.8, 1.13]
7galerie. [1.13]
Ohatra  8 Niditra ny zohy indray aho hatory. [2.643#]
9 Teo am-bava-zohy, dia nofatorany koa ny tongony; [2.357#]
Tovy hevitra  10zoma
Kamban-teny rehetra  11zohy fo
Lahatsoratra  12Randzavola: zohy ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)13 zohy
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Fanarahana avy eo aoriana.
16Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy.
17Famelana handeha aloha. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  33 hozy, 34 zohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08