|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 hanina
Fototeny  2hana
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsakoina dia atelina: Hano ny varinao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be eaten, to be devoured, to be consumed.
6[Fiji kana; Mal.
7makan; Tagala kain; Battak pahan.] see hinana, homana.. [1.2]
8to be eaten; cf.
9hìnana;. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10qu'on mange. [1.3, 1.8]
Ohatra  11 nohanin' ny saka ny hena (Le chat a mangé la viande) [1.3]
12 Tsy hohaniko io (Je ne mangerai pas cela) [1.3]
13 Ny hanina ho hanina, iny no asiana ody; [2.48]
14 Maniry hanina an-tenda toa amboa miambozon-koditra. [2.332]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
18 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)21 hanina
Sokajin-teny  22 anarana
Fanazavàna teny malagasy  23Sakafo, nahandro: Tsy mbola azo omena hanina ity marary.
24lanina: Nohanin' ilay karilahy iny fotsiny ny volako. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25food, victuals, viands, nourishment. [1.2]
26food, nourishment. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27nourriture, vivres. [1.3, 1.8]
28aliments. [1.3]
Ohatra  29 Tsy mahalatsaka hanina ny marary (Le malade est incapable de prendre de la nourriture) [1.3]
30 Tsy azo omen-kanina ny marary (Il ne faut pas donner à manger au malade, il faut le mettre à la diète) [1.3]
Mpanahaka  31 angaredona, 32 fahana, 33 fanasana, 34 fialemana, 35 fibobohana, 36 fihinanambe, 37 filerana, 38 fotsyaritra, 39 halemana, 40 kabaka, 41 nahandro, 42 odiambavafo, 43 odilolo, 44 otrikanina, 45 sakafoambanyfoitra, 46 sakafomaivana, 47 sakafosikina, 48 sakafo, 49 sakafomborondolo, 50 sakafontsorohitra, 51 tsakitsaky, 52 tsakotsako, 53 tsindrintsakafo, 54 vatsy, 55 vonjyfo
Kamban-teny rehetra  56Fikambanana 48 amin' io teny io
Ohabolana  57 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  58Randzavola: hanina ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/4)59 hanina
Sokajin-teny  60 anarana
Fanazavàna teny malagasy  61Fahatsiarovana arahin' alahelo, embona: Ny hanina ny havana any lavitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  62longing, eager desire, affection; regret.. [1.2]
63longing, regret. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  64regret, chagrin causé par la perte ou l'éloignement de ce qu'on aime. [1.3]
65regret causé par l'éloignement. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  69 Ontam-po
Kamban-teny rehetra  70hanin-tany
Ohabolana  71 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/4)72 hañina
Sokajin-teny  73 anarana
Fanazavàna teny malagasy  74rivotra. [Sihanaka] [1.78]
Voambolana  75 Haitoetrandro

Fivaditsoratra  76 Hananì, 77 hanany, 78 hanina, hañina, 79 hinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05