|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 filerana |
| Fototeny | 2lerana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano.
5Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 fanelirà, 7 filerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|