|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsakotsako |
| Fototeny | 2tsako |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Ary bevohoka tia tsakotsako, ka ny andro iray no tsy afaka.
[2.587#]
5 Indroa Zoma nisy fahatairana teo an-tsena, fa nandre tsakotsako ny olona hoe: miamboho, hono, Ranavalona! [1.437#] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 tsakotsako |
| Fototeny | 10tsako |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12katsaka.
[Tambahoaka, Sihanaka]
[1.78] 13empemba. [Tambahoaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14(duplicatif de tsako).
15Zea mays L. 16(Poaceae). 17Le maïs cultivé en grand, pour l'alimentation humaine comme espèce fourragère.. [Betsileo] [1.196] 18maïs. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 22 katsokatso, 23 kotsakotsa, 24 tsakotsako |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|