|
|
|
|

Teny iditra1 sakafo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra handroina ka hanina isan' andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo maraina fa vitan' ny vary sosoa sy kitoza fotsiny ~ Sotroy eran' ny sotro lehibe alohan' ny sakafo antoandro sy hariva ity fanafody ity ~ Mahandro sakafo, manao sakafo, mandroso sakafo.
4Vola, haninkanina, omena vahiny: Amin' izao fitsidihanao izao, tompoko, dia iny misy sakafo kely avy aminay.
5Izay rehetra entina mamelona na mampitombo zavatra iray: Ny famakiam-boky no sakafon' ny saina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6food, a meal. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7repas. [1.3#561, 1.8]
8(saka afo) déjeuner, dîner, goûter, souper; argent, vivres donnés à quelqu'un. [1.3#561]
9mets, aliments. [1.8]
Ohatra  10 Koa voalohany indrindra, ny vatsy sy ny sakafo aloha no andeha homanina; [2.324]
Haiendriteny 
11 Tsotra :
12 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  28 Toe-karena: hanina
Mpanahaka  29 hanina, 30 nahandro
Kamban-teny rehetra  31Fikambanana 24 amin' io teny io
Ohabolana  32 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  33Randzavola: sakafo ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  34 sakafo, 35 Sofàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02