|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsakitsaky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (taloha) Enti-milaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin' ny fampinomana na fampisotroana tangena
4 (ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin' ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 tsakitsaky |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Antambahoaka] katsaka
[1.78] 8 [Tanosy] ampemba [1.78] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry: ahitra |
| Fivaditsoratra | 10 kitsakitsa, tsakitsaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|