|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 haniñy |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3à manger.
[Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
| Ohatra |
4 Fôtony mankamaro haniny ke!
[2.150#100]
|
| Teny iditra (2/2) | 5 haniny |
| Fototeny | 6hana |
| Sokajin-teny | 7 matoanteny mpamaritra hanina sy mpisolo |
| Ohatra |
8 Ravarava sy maintin' ny paraky haniny kosa ny nifin' ny ato.
[2.470#38]
9 Tsy hitanao va ity zavatra rehetra haniny sy sotroiny isan' andro? [2.996#34.014.005] 10 Kanefa na masiaka aza ny mamba, ny eny an-tanety tsy mba haniny akory; [2.587#] |
| Fivaditsoratra | 11 haniny, haniñy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|