|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 angaredona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ady am-parimbona ka maromaro no mamely olona anankiray.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 angaredona |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Vary andrahoina be rano.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7cooked rice upon which water is poured..
[1.2] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: hanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|