|
|
|
|

Teny iditra1 odiambavafo
Singan-teny  2ody, 3vava, 4fo
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Sakafo maivana vao maraina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [ody am-bavafo] 7food eaten in the morning before going out to business, etc.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8Remède contre les maux d'estomac (de vavafo : le creux de l'estomac; nom du premier repas ; petit déjeuner ou des en-cas ).
9Le plus populaire est le jus exprimé des feuilles du horovy.. [1.196]
Ohatra  10 Vonon-kihafy amin' ny ody ambavafo aninaraina, raha mahatsiaro tena ho matiantoka amin' ny fidonanaham-poana tsy misy mpanontany na tra try ny varoboba. [2.470]
Voambolana  11 Haizavamaniry
Tovy hevitra  12odilolo
Mpanahaka  13 odilolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11