|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fahana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa.
4Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5that which is the sustinence or support of another..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant.
7figuré: obstination. [1.3#137] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 16 fahana |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18sakafo.
[Taisaka]
[1.78] 19Sakafo omem-bahiny. 20Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely. 21Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy. 22Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. 23/ Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy. 24Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady. 25Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo!. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26that without which nothing has any consistency.
27nourishment, strength, ration, subsistence, complement. 28that which has been made firm, complete, or solid. 29a gun charge. 30a present of food to strangers. 31the weft in weaving. [1.2] 32a gift of food, food. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
33cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration.
34charge d'une arme à feu. 35action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu. [1.3#137] 36qu'on nourrit. [Taisaka] [1.82] 37cadeau en vivres; nourriture. [1.8] |
| Ohatra |
38 Aoka haterana fahana ny vahiny (Apportons à l'étranger en cadeau en vivres)
[1.3#137]
39 Ratsy fahana ny soavaly ka mahia (Le cheval est mal nourri et est ainsi maigre) [1.3#137] 40 Ity ny faham-borona hamahananao ny vorombe (Voici la ration des oies) [1.3#137] 41 Ireto ny faham-basy dimy (Voici cinq cartouches) [1.3#137] 42 Ratsy fahana ny famantaranandro (La montre n'a pas été bien montée) [1.3#137] 43 Antsodio ny fahan-tenona (Mettez en bobine ce qui doit servir de trame au tissu) [1.3#137] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 54 Toe-karena: hanina |
| Kamban-teny rehetra | 55Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 56 faha~na |
| Sokajin-teny | 57 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 58 fahana, faha~na, 59 fanaha, 60 hafàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|