|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  aingitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fihetsika ta hampiavaka ny tena amin' ny hafa, fahasarotsarotana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Fantaisies difficiles à contenter, singularité [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (2/3)9  aingitra
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antemoro] aika [1.78]

Teny iditra (3/3)12  aingitra
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 [Betsimisaraka] anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
Voambolana  15  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  16 angitra
Tovy hevitra  17 aiay

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04