|
|
|
|

Teny iditra1 mahay
Fototeny  2hay
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Nianatra ka mahafantatra tsara ny momba azy: Mahay marika ny zanako.
5Mahalala: Mahay zavatra betsaka io Rangahy io.
6Afaka mahavita: Tsy mahay ny ratsy Andriamanitra.
7Mahatanty, mahalefitra: Tsy mahay mihafy ny tanora.
8afaka mifampiraharaha, mifankahazo amy..,: Tsy mahay an' io Ramatoa io aho.
9Afaka hifehy: Mahay ny ankohonany tsara Rabe.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10able, clever, competent.
11It governs the accusative, and it is joined to verbs in the same way as the English can, denoting ability to do a thing..
12to know, to be able. [1.2]
13able, clever. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14savoir. [1.3, 1.13]
15capable, compétent.
16connaître; pouvoir, pouvoir faire, être capable, être compétent, fréquenter, savoir gouverner, savoir conduire. [1.3#205]
17savoir faire, être capable. [1.8]
Ohatra  18 Mato-tsaina ka mahay mitondra olona ny teraka alahamady; [1.381#]
19 Tsy manana fiadiana sady tsy tia ady no tsy mahay miady. [2.508#]
Haiendriteny 
20 Ny ankehitriny :
21 Ny lasa :
22 Ny hoavy :
23 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 26 amin' io teny io

Fivaditsoratra  25 mahay, 26 mahia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02