Teny iditra |
ahay
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Fara faharatsiny: Raha tsy hamahana io mahantra io ianao, omeo vola kely ahay izy hamidiny mofo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Rather, in some degree, upon the whole, slightly preferable. Somewhat like aleo. [1.2]
|
| At least [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Au moins; plutôt [1.8]
|
|
Teny iditra |
ahay
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo, Taifasy]
Izahay [1.78]
|
| [Bara]
Izahay, isika [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
We, exclusive of person or persons spoken to. See izahay.
[1.2]
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
ahay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Betsimisaraka]
A name for the aye-aye [1.2]
|
| Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
|
Anarana siantifika | Daubentonia madagascariensis |
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsipelina hafa |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|