|
|
|
|

Teny iditra1 izahay
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:.
4Malagasy izahay fa ianareo vazaha..
5Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny:.
6Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7We (excluding the person addressed).
8Compare isika.. [1.2]
9we (excluding those addressed). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle).. [1.3]
11nous (exclusif). [1.5, 1.8]
Mpanahaka  12 ay, 13 anay, 14 nay
Tsanganana sy sary iray takila  15 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31