|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tongony |
| Fototeny | 2tongotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana tongotra sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
4his foot, her foot, their feet.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5son pied, leur pied, ses pieds, leurs pieds.
[3.1] |
| Ohatra |
6 Tany Andapa ny lohan'izany vatana izany ary Midongy Atsimo ny tongony
[2.472]
7 Tsapaina koa ny tongony aman-tanany [2.324] 8 Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471] 9 Lavarangana misy tongony mivodivato, no misokera azy amin'ny lafiny andrefana sy avaratra [2.470] |
| Teny iditra (2/2) | 10 tongony |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12tongotra fanohanana na fampijoroana zavatra iray.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13béquille.
[1.13] |
| Voambolana | 14 Haitao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|