|
|
|
|

Teny iditra (1/6) 1  tao-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe taona

Teny iditra (2/6) 3  tao
Sokajin-teny  4  endritenin' ny hoe tao
Fanazavàna teny malagasy  5 Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [1.1]

Teny iditra (3/6) 6  tao
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo
9 Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 travail, action [1.5]
11 action de fabriquer, de construire [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny how tao
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/6) 30  tao
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  33 préparatifs, précaution [1.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (5/6) 41  tao
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny malagasy  43 [Antesaka] fitondrana [1.78]

Teny iditra (6/6) 44  taò
Sokajin-teny  45  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  46 [Sihanaka] ity [1.78]
Tovy hevitra  47 to

Fivaditsoratra  48 ato, 49 ota, tao, taò, 50 toa

Nohavaozina tamin' ny 2026/05/04