|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanao
Fototeny  2tao
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manao: Izao no fanao mofo ramanonaka.
5Fomba arahina mahazatra: Samy manana ny fanaony ny firenena rehetra.
6Azo atao: Tsy fanao akanjo ny taratasy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7Usual mode of doing anything, a custom.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8ce qu'on peut faire, les usages, les coutumes, manière de faire. [1.3]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11 fanao
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny frantsay  13Piptadenia sp. (Fabaceae).
14Bois brun, très dur, dont l'intérêt fut souligné par Jean Laborde (voir fano).. [Merina] [1.196]
Voambolana  15 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16 afano, 17 afona, 18 fanao, 19 fanoa, 20 foana, 21 ofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02