|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanaovana |
| Fototeny | 2tao |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanamboarana: Fanaovana latabatra.
5Fananganana: Sarotra ny fanaovan-trano. 6Fahariana: Fanaovana sary, laha teny. [1.1] 7fanomezana bika zavatra iray. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8The means or way of effecting anything.
9This word is used in many compounds.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10l'action de faire, de bâtir, de construire, de fabriquer, d'agir, les instruments, le lieu, la cause: Antoandro loatra ny fanaovanareo raharaha (Vous arrivez trop tard pour faire votre travail, pour travailler) ~ Fanaovako sary io (Cela me sert à faire des images) ~ Ento ny fanaovam-biriky (Portez l'instrument, le moule qui sert à faire des briques) ~ Ao ny trano fanaovan-dabiera (Voilà la brasserie) ~ Eto no misy trano fanaovam-printy (L'imprimerie est ici).
11action de mettre, de placer. 12l'action d'appeler, de donner un nom, de dire. 13la pensée, la croyance, l'action de regarder comme, de prendre pour. [1.3] 14action, instrument pour faire. [1.5] 15façonnage. [1.13] |
| Ohatra |
16 Andro araonoan' omby no fanaovana.
[1.437#]
17 Ny fanaovana azy koa dia samihafa. [1.353#] 18 Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245#] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 21 fanamboarana |
| Kamban-teny rehetra | 22Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 24 fanaovana, 25 fanoavana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|