|
|
|
|

Teny iditra1 fitondrana
Fototeny  2tondra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto.
5Fanaterana: Amin' ny mitataovovonana no fitondrana sakafo ho an' ny marary.
6Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona.
7Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin' ny ratsy.
8Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana havana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9the act of carrying; government, leadership. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10action de porter; action de conduire; gouvernement. [1.8]
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02