|
|
|
|

Teny iditra1 mpampanao
Fototeny  2tao
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 mpampanao sy mpivarotra biriky tanimanga no raharahany, dia manao sy mivarotra trano vita koa. [2.1011#nyvelomaizaynapetrany]
5 Ny fangatahana azy ireo hanatanteraka zavatra hita miharihary fa mifanohitra amin' ny lalàna dia mitarika fanasaziana araka ny lalàna ho an' ireo mpampanao izany. [1.320#]
Kamban-teny rehetra  6fitodika mpampanao

Fivaditsoratra  7 ampañompa, 8 mpampanao, 9 mpampanoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08