|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitaovana |
| Fototeny | 2tao |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe.
5Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[Rel.
7s. 8from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc.. [1.2] 9arms and supplies for war; instruments, equipment. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10matériel.
[1.8, 1.13] 11armes et matériel de guerre ; instruments. [1.8] 12appareil. [1.13] |
| Ohatra |
13 Ireto avy ny fitaovana ilaina.
[2.117#]
14 Namboatra fitaovana maro samihafa izy. [2.445#] 15 Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina. [2.366#] |
| Voambolana | 16 Fitaovam-piasana 17 Miaramila |
| Kamban-teny rehetra | 18Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 afa-tavony, 20 fiavotana, 21 fitaovana, 22 tafaviona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|