|
|
|
|

Teny iditra1 ataotao
Fototeny  2tao
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4qu'on fait par manière d'acquit. [1.3]
Ohatra  5 Tsy ataotao foana ny fambolen-kazo [2.117#21]
6 Tsy mba nataotao foana ireny, fa nasiany torohevitra [1.318]
7 fa raha tsy anombohan-tsikidy, dia ataotao foana symosalahy [2.48]
8 ataotaony foana ny fitsaboana ny ferin' ny zanakavavin' ny vahoakako [2.996#30.6.14]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02