|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 itỳ |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ.
4/ Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5this quite close (in sight).
[1.7] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|