|
|
|
|

Teny iditra1 anaovana
Fototeny  2tao
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4 Eto no hanaovako trano (C’est ici que je vais faire, bâtir, construire une maison) [1.3]
5 Inona no anton’ ny nanaovanao ratsy toy izany? (Pourquoi avez-vous agi si mal ?) [1.3]
6 Ery alatrano no nanaovako ny kitay hazo (J’ai mis le bois de chauffage dehors) [1.3]
7 Raha endasina aho dia azo anaovana kafe. [2.117]
8 Misy heviny avokoa ny "zavatra" anaovana santatra. [2.508]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 anaovana, 16 anoavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02