|
|
|
|

Teny iditra1 asolo
Fototeny  2solo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao solo: Itỳ antsipika itỳ asolo ilay anao verin' ny zanako. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Celui ou ce qui sert à remplacer: Inty ny boky asoloko ny anao very (Voici un livre pour remplacer le vôtre qui est perdu). [1.3#623]
Ohatra  6 fa ataonao tompokolahy sy tompokovavy no asolo ny anarany enti-manona azy? [2.59#200]
7 Ary rehefa manao izay hevitra tokony hahalatsaka azy ianareo, ka tsy raisiny ihany, dia soloy, kanefa aza vola madio no asolo azy. [2.366#138]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 asolo, 14 solao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02