|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 masoivoho |
| Singan-teny | 2maso, 3ivoho |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Solontenam-pikambanana na fanjakana any an-tany hafa; solontena mahatapaka any amin' ny toerana hafa: Rakotono masoivohon' ny fihambanam-barotray any Mojanga.
[1.1] 6misolo fikambanana na firenena iray any ivelan'ny foibe. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7un représentant, un agent.
[1.3] 8les représentants du souverain, comme les yeux dont il se sert pour voir ce qui se passe derrière lui. [2.415] 9représentant, succursale, agence, ambassadeur. [1.13] |
| Ohatra |
10 Ekena ny hisiana masoivoho britanika honina ao amin' ny renivohitra.
[2.508#]
11 hasiana kaonsily avy any amin' ny tanin' ny roa tonta ary koa masoivoho ao Antananarivo; [2.366#] |
| Mpanahaka | 12 andrianjahonoany, 13 andrianjahonoany |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|