|
|
|
|

Teny iditra1 mahasolo
Fototeny  2solo
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Qui peut remplacer, compenser. [1.3#624]
Ohatra  5 Ny hafanan' ny milina dia mahasolo azy. [2.117#72]
6 Rehefa lehibe hianao vao tena mahasolo ny ataoko. [2.332#17]
7 Zanakareo ireo ka aoka homentsika azy izay ilainy, sao tsy mahasolo anareo any aoriana any. [2.113#40]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12