|
|
|
|

Teny iditra1 mifampisolo
Fototeny  2solo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#624]
Ohatra  4 samy mitondra ny tena, samy mihetsika, mamindra, nefa tsy mahazo mifampisolo [2.285]
5 Ny sampin-kavia kosa dia mifamadika amin' izany, fa mifampisolo ny tanana, ka ny anjaran' ny havia ataon' ny havanana, ary dia ny tanana havia izany no manasam-pina ny lamba hiankavanana [2.436]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12