|
|
|
|

Teny iditra1 tamingana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Taranaka, fara sy dimby.. [1.1]
4ny atao hoe tamingana dia taranaka no heviny. [2.313]
Fanazavàna teny anglisy  5family, relatives: cf.
6taranaka. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7parent, parenté. [1.54]
8descendance, parenté: cf.
9taranaka. [1.8]
Voambolana  10 Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  11lany tamingana

Fivaditsoratra  12 manangita, manangità, 13 tamingana, 14 tanimanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05