|
|
|
|

Teny iditra1 voasolo
Fototeny  2solo
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Qu’on a remplacé. [1.3#623]
Ohatra  5 voasolo vaovao ilay saina asandratra isa-maraina. [2.332#119]
6 Ny taova ao anatin' ny olombelona dia voasolo amin-javatra hafa rehefa tsy ara-dalana ny fiasany. [2.445#96]
Tovy hevitra  7sinolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12