|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misolo |
| Fototeny | 2solo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao ny asan' ny...
5mitana ny toeran' ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy. 6Manova: Mbola misolo akanjo izy. 7Miova: Misolo matetika loatra ny dokotera eto amintsika. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be a substitute for.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9être remplacé, compensé.
[1.3#623] |
| Ohatra |
10 Fantatr' ilay nanao anefa fa misolo toerana ilay nampiany izy na miara-voa aminy raha tratra.
[2.472]
11 Raha misy tsy fahafahany dia ny lehiben' ny firaketan-draharahan' ny Fitsarana Fandravana no misolo azy. [1.320#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 misolo, 19 mosoly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|