|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisoloana |
| Fototeny | 2solo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanaovana ny asan' ny..., fitanana ny toeran' ny...: Ianao no nahatonga ny mpiasako handeha ka ionao no tompon' andraikitra amin' ny fisoloana azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5L'action de remplacer, le remplacement, le motif.
[1.3#623] |
| Ohatra |
6 Izany no nanery anay tsy hihambahamba hisahana ny momba ny fisoloana tena sy ny fandraisana anjara ho anisan' ny zo fototra.
[1.369#]
7 Nihasarotra dia nihasarotra tokoa ny fiainan' I Dada hahazoam-bola : asa tany, fanaovan-trano miaraka amin' ny olona, famakiana hazo hatao kitay, fisoloana olona voatendry amin' izao na iroa. [2.472#159] |
| Fivaditsoratra | 8 fisoloana, 9 ilofosana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|