|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 taranjana |
| Fototeny | 2ranjana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Saikiny entina manenjana ny lamba zairina na tsihy rarina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5doublure consolidant une étoffe, une natte.
[1.3] |
| Teny iditra (2/5) | 6 taranjana |
| Fototeny | 7ranjana |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Ireo antokon-javatra isan-karazany ianarana: Ny marika no taranjam-pianarana tsy hainy indrindra.
[1.1] |
| Teny iditra (3/5) | 10 taranjana |
| Fototeny | 11ranjana |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
13descendant.
[1.3] |
| Teny iditra (4/5) | 14 taranjana |
| Fototeny | 15ranjana |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17Tangozan' ny ravina mampitohy azy amin' ny taho, sampantsampan' ny vody saonjo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18le pétiole ou queue des feuilles.
[1.3] 19(de ranjana : ce qui est rangé régulièrement). 20Nom du pétiole, ou de l'ensemble du rachis et du pétiole dans les feuilles Asteraceae. 21Nervures principales parfois aussi.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Teny iditra (5/5) | 23 taranjana |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25(vient de taranjana).
26Panax amplifolius Baker (Araliaceae). 27Nom et identité relevés par Grandidier.. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 28 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|