|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tanana |
| Fototeny | 2tana |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao.
5Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita. 6Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa. 7Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be seized, to be held, to be grappled; to be charged.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde.
[1.3#664] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 16 tanana |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo..
[1.1] 19les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens). 20Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21the hand.
22the forelegs of quadrupeds. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23la main, les mains.
[1.3, 1.8] 24les pattes de devant chez les quadrupèdes. [1.3, 1.8] 25les manches des habits, etc.. [1.3] 26main, manche, rayon. [1.5] [tañana] 27main. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
28 Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako
[2.472]
29 Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471] 30 Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 33 Haiaina 34 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Manontolo |
|
| Ampahany |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 54Fikambanana 133 amin' io teny io |
| Ohabolana | 55 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 56Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Teny iditra (3/3) | 57 tanàna |
| Sokajin-teny | 58 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
59Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
60a town, a city (written with the accent).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
61ville, village (s'écrit toujours avec l'accent).
[1.8] 62ville, village. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
63 eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay.
[2.131]
64 nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 66 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 67Fikambanana 27 amin' io teny io |
| Ohabolana | 68 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 69Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 70 Natana, 71 tanana, tanàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|