|
|
|
|

Teny iditra1 felatanana
Singan-teny  2fela, 3tanana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny atin' ny tanana: Sasao fa maloto izany felatananao izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [fela tanana] 6The palm of the hand.. [1.2]
7the palm of the hand. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8la paume de la main. [1.8]
Voambolana  9 Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  14felatana-mangaika ny rantsana
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02