|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tanako
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3hoho. [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (2/3)4 tanako
Sokajin-teny  5 anarana tanana sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  6my hand(s). [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7ma main, mes mains. [3.1]
Ohatra  8 nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan' ny foko. [2.324]
9 Nesoriny ny tanako nitana ny takolako, dia nofafany ny tarehiko nandriaka ranomaso. [2.41]
10 Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako. [2.42]

Teny iditra (3/3)11 tanako
Sokajin-teny  12 anarana tana sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  13my chameleon(s). [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  14mon caméléon, mes caméléons. [3.1]

Fivaditsoratra  15 antoka, 16 kantao, 17 katona, 18 kotana, 19 takona, 20 tanako, 21 tokana, 22 tonàka, tonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02