|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 an-tanana |
| Fototeny | 2tanana |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 ny vola an-tanana lany tamin' ny lahasa, ny sakafo tsy misy.
[2.472]
5 Ankotsohotso / hatsotso roa venty / raha mahay hianao / dia roa no ho an-tanana [2.131] |
| Teny iditra (2/2) | 6 an-tanàna |
| Sokajin-teny | 7 tambinteny [Fitanisana] |
| Ohatra |
8 - Firy anefa ny lehilahy eto an-tanàna?
[2.324]
9 Hono ray olona ato an-tanàna / mba nandry teto ve Rasoavangaina? [2.131] |
| Fivaditsoratra | 10 an-tanana, an-tanàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|