| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : rava
|
|
|
| Ohabolana 1 | Harena azo tamin' ny anjombona, rava tamin' ny horakoraka. [2.558 #85]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Ny fahadiovana sy ny filaminana, ny fiasana sy ny fitsitsiana : izay tokantrano miorina amin' izany tsy mba ho rava. [2.415 #1213]
|
| Dikanteny frantsay | Propreté et ordre, travail et économie : un ménage qui s' appuie là-dessus tiendra bon. [2.415 #1213]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Zanak' ondry tao afovoan' ny amboadia, ka ampitso toa ho rava, anio toa ho velona. [2.415 #2835]
|
| Dikanteny frantsay | Brebis parmi les loups : demain il semble qu' elle sera mise en pièces, aujourd' hui, il semble qu' elle vivra. [2.415 #2835]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui sont dans l'expectative, dans une crainte continuelle. [2.415 #2835]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|