|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiasana |
| Fototeny | 2asa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a tool, an instrument.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5outil.
[1.8, 1.13] 6instrument. [1.8, 1.13] |
| Ohatra |
7 Vato no nataony fiasana.
[2.113#7]
8 Ary manana fiasana maro izy. [2.332#37] 9 Tsy mivoha farmasia amin' andro tsy fiasana. [2.117#89] 10 Ny fiasana vaovao vitany no nanamboarany lakana. [2.508#338] |
| Voambolana | 11 Fitaovam-piasana |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 36 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 Anfiasa, 15 faisana, 16 fasiana, 17 fiasana, 18 safiaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|