|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 harena |
| Fototeny | 2hary |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Vola na zavatra ananana betsaka, vokatry ny asa natao; ny noharina..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5riches, property.
[1.2, 1.7] 6wealth, opulence. 7Often pronounce hariana. 8See hary.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9richesse.
[1.3, 1.8, 1.5] 10fortune. [1.3, 1.5] 11opulence, biens. [1.3] 12propriété. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 46 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 harena, 18 herana, 19 rehana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|