|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rava |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa.
4Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay. 5Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6ruined, destroyed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7démoli, détruit.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tsy ela dia rava ny trano;
[2.470]
9 Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 29 ambonyambany, 30 fongana, 31 levona, 32 miongana, 33 mirodana, 34 rota, 35 simba, 36 tsymisyvatomifanongoa |
| Kamban-teny rehetra | 37Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 38 rava, 39 vara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|